ππππ πππππ : ππππππ πππππ ππππ πππππππ ππ πππ ππππππ
Β Β Tsy misy atahorana hoy ny mpitsabo fa salama tsara izy efatra mianaka ( zaza kambana 03 sy ny Reniny). Efa tonga niarahaba sy nitondra fanomezana tahaka ny efa mahazatra azy hatrizay ny Fikambanana βCASHPOINTβ eto Port Berge izay notarihan’Atoa Narcisse androany 11 Oktobra 2024.