πππππππππ π’πππ πππππππ πππππππππ : ππππππ ππππππ π πππππ ππππ πππππππππ ππ – ππππ π ππππππππ-ππππππππππ πππ ππππππβππ πππππ π ππ
Β Β Miaramila zazavao miisa 67 nahavita fiofanana ara-miaramila tato aminβny Bataillon d’infanterie Antsohihy no naseho ambany faneva omaly 11 Oktobra 2024.
Β Β Miaro ny vahoaka sy ny fananany ary ny fiandrianam-pirenena no antom-pijoroanβny miaramila eo anivonβny Tafika Malagasy. Any Ambanivohitra no tena iasana fa manampy aminβny hetsika atao an-drenivohitra kosa indraindrayβ hoy ny Kolonely Cdt de bataillon d’infanterie Antsohihyβ nanazava.
Β Β Notanterahina nandritra ity fotoana ity ihany koa ny lanonana famindram-pibaikoana aminβireo Holafy 03 anaty bataillon d’infanterie Antsohihy ( Anahidrano – Antsohihy – Bealanana ). Niatrika izany ireo manam-boninahitra Jeneralyβ sy ireo manam-boninahitra ambony ary ireo manampahefanaβ tompon’andraikitra ambony aty aminβny faritra Sofia.