ππππππππβπ ππππππ ππππππππ : πππ ππππ ππππ πππππππ
Β Β Potika sy lasa lavenona avokoa ny ankamaroanβny entam-barotra tao aminβny Magazainβi TALIRA ao aminβny kaominina Marovato Distrikanβi Port BergΓ©.
Β Β Tokony ho misasakalina teo no nisy nandoro izy ity raha ny fanazavana. Tsy mbola fantatra ny olona nahavanon-doza fa ireo olona takiana trosa no ahiana ho ambadikβizany.