ππππππ πππ : πππππππ πππβππ πππΓππ ππ πππππππππ
Β Β NASIRY ALI no kandida voalohany nanatitra antotan-taratasy firotsahan-kofidiana hoanβny kaominina Ambonivohitra Antsohihy.
Β Β Efa niasa sy nanao ezaka hoanβny vahoaka sy tanΓ na Antsohihy atsika. Tohizantsika ireo mbola tsy vita ary efa nisy lalana hita sy drafitra mazava tsara hanatsarana ity tanΓ nantsika ity. AlΓ΄ atsika hiarakaβ hifanampy sy hifanome tΓ nana hampandroso tanΓ nantsika iaraha-manana ityβ hoy izy niantso fiaraha-mientana aminβny vahoaka.
Β Β Andrasana ny fankatoavana ataonβny OVEC sy ireo kandida hirotsa-kofidina hifanina aminy.