πππππππππ : πππππ ππ ππππ πππππππ ππ πππβππ πππΓππ
Β Β Ireto kandida aminβny sary miisa 05 ireto no hifanina aminβny fifidianana Benβny tanΓ na hoanβny kaominina Ambonivohitra Antsohihy.
Β Β MARA DonnΓ© : Efa Benβny tanΓ na talohaβ fa tsy tafavoaka mandΓ faharoa ka natolotry βmouvement Gascarβ ankehitriny…
– VANESSA Justicia na Vaney’s Tsara VintagΓ±a : Mpanakanto sady vady navelanβitompokolahy Depiote Jao Jeanβ efa kandida solombavambahoakaβ laharana fahatelo taminβny fifidianana farany teo hoanβny Distrika Antsohihy…
– VICTOR Mikhet dit Amada : Olona akaiky Depiote Jao Jean sady kandida Ben’ny TanΓ na narotsany taminβny fotoanandronyβ efa Benβny tanΓ na ihany koa taloha fa tsy tafavoaka mandΓ faharoa…
– FLORENT Rakotobe : Zokiolona sady mpanao politika miaradia aminβny vondrona mpanohitra fitondrana…
– NASIRY Ali : Benβny tanΓ na amperinasaβ lany taminβny anarany tenany manokanaβ nalainβny TGV mba ho kandida hirotsa-kofidina aminβny antokony IRMARβ…
Β Β Andrasana ny fankatoavanβny OVEC ny antotan-taratasy izay Voahatitraβ ary mbola manana 48 izy ireo ahafahana mameno ny antotan-taratasiny raha toa ka misy tsy ampy araka ny fanazavana nataonβny Filohan’ny CED Antsohihy.