Madagascar sy ny hakantony
Madagascar sy ny hakantony : Ao Mantasoa‚ tanàna kely 70Km atsinanan’Antananarivo ity hitantsika amin’ny sary ity.
Afaka hitsangatsangana ary ahitana karazan-javatra kanto maro ao aminy.
Ianao koa ve mba efa tany ? Inona no hitanao mampiavaka azy ? Sa ilay maniry mba te ho any ?
Kanto sy miavaka ity Madagasikara ity ary mivoaka tahaka izao ny manodidina atsika raha haintsika mikarakara azy‚ manadio sy miaro ireo karazan-javamaniry na mamboly hazo eo aminy.