πππππππ ππππππ : πππππ ππππππ π πππππ πππ ππππβππ πππ πππππππππππ
Β Β Tovolahy tsotraβ tia namana sy mahay mifandray aminβny mpiarabelona i Gretel Lahatra Randrianarisoaβ mpianatra 4 Γ¨me annΓ©es en Informations GΓ©ographiques et AmΓ©nagements des Territoires – IGAT, sady Filohan’ny Mpianatra Polytechniciens zanaka Mahajanga (ESPOIR de Majunga) amizao.
Β Β Fandalovana anefa ny eto an-tany ka nadao atsika izyβ nodimandry tao aminβny CHU Fenoarivoβ omaly 17 Septambra 2024.
Β Β Aminβny maha mpianatra azy dia natao veloma farany tao aminβny CUR VONTOVORONAβ nampandalovina tao aminβny FAST-FOOD Ankantsoβ mialoha ny fitondrasana azy hitodi-doha any Port BergΓ© faritra Sofia.
Β Β Tonga nankahery ireo mpianatra sy ny fianakaviana taminβizao fahoriana mandalo izao ny hiraka nalefanβi Pr Loulou Chaminah – Minisitry ny fampianarana ambony sy fikarohana ara-tsiansaβ ESPA Vontovorona ary ny mpianatra maro. Handalo sy hiaretan-tory ao Port BergΓ© ny Razana ny Alakamisy 19 Septambra 2024β ampandalovina ao Ambalamahogo ary aterina any aminβny fasan-drazany Marovato raha tsy misy fiovana ny fandaharam-potoana.
Β Β Mitondra teny fampionona sy fankaherezana ny fianakaviana ary mirary azy handry am-piadanana.piadanana.