ππππππππππππππ – πππππππππ : πππππ ππ πππ ππππ – πππππ πππππππππ ππ ππππππππ ππππ πππππππππππβππ πΓππππ ππ πππβππ πππΓππ
Β Β Vary sy menaka, kojakoja andakozia, lelavola hanarenana trano ary hividianana fitaovam-pianarana izay potika levonβny afo tao Analankininina hΓ΄pital bΓ© Toamasina no natolotry Benβny tanΓ na Nantenaina Rakotonirina androany 10 Septambra 2024.
Β Β Hamoraina ny fikarakaranβizy ireo ny anton-taratatsy hanaovana CIN sy Kopia ho azy ireo hoy ny Benβny tanΓ na Nantenaina Rakotonirina.