πππππππππ : πππππππππ ππ-πππππ ππππ πππππππππππππ ππππππβππππππ πππππππππππ ππππππ πππππππππππππ π πππ πππππππ – ππππ ππππππ π π πππ πππ ππππ
Β Β Nametraka fanamby goavana ny mpitantana ny klioba βFosa Juniorsβ eto Mahajanga fa hanangana « complexe acadΓ©miqueΒ Β» iray lehibe manaraka ny fenitra takin’ny FIFA entina hampivelarana sy hampitombona ny fahaiza-manaonβireo tanora eto an-toerana amin’ny tontolo ny baolina kitra.
Β Β βComplexeβ iray lehibe, ahitana kianja miisa roa sy ivotoerana hitobiana, fitsaboana ary fisakafoanana no kasaina hatsangana ao Belobakaβ toerana misy azy ireo.
Β Β Indrsisy anefa, toa raraka an-tany avokoa izany faniriana rehetra izany noho ny tsy fahamatoranaβ ankasoparana niniana nataoβ nanjavonaβ tsy hita ny tompon’andraikitra ny orinasa nandray an-tanana ny fanamboarana ny foto-drafitrasa. Noheverina ho fisolokina avolenta izany satria ny vola lasa nefa ny asa tsy vitaβ hoy ny mpitantana ny klioba izay nampiakatra ny raharaha eny anivon’ny fitsarana.
Β Β Nandray ny andraikiny ny mpitandro filaminana sy ny fitsarana. Voasambotra ary efa any am-ponja miandry fitsarana azy ilay mpandraharaha. Miantso ny tompon’andraikitra sy manampahefana ara-panjakana mba hanafay ilay tompon’antoka aminβio raharaha io ny avy ao aminβny Fosa Juniorsβ mba tsy ho verimaina ireo ezaka vita.