ππππππππ ππππππππππ : πππππππ ππ πππππππ ππβππ ππππππππ πππππππ ππ ππππππππ π πππππ πππππππ πππππππππππ
Β Β Mitodika any Anjozorobe avokoa ny masonβny mpanara-baovao ankehitrinyβ miandry vokatra avy aminβny hetsika ataonβireo mpitandro filaminana izay efa nalefa any ifotonyβ hanao hazalambo ireo dahalo mpaka an-keriny namono nahafaty olom-pirenena miisa 05 taminβny fomba feno habibiana tanteraka.
Β Β Etsy ankilanyβ mandeha ny adi-hevitra eny anivonβny fiarahamonina momba ny tsy fandriampahalemana sy ny fahataranβny fandrasanβny fitondram-panjakana andraikitra. Ireny tranga tao Anjozorobe ireny no efa ampy itarafana fa sahy mandrefy ny mpitandro filaminana sy ny fitondram-panjakana Malagasy ireo dahalo mpaka an-keriny ary tsy matahotra.
Β Β Manoloana ireo rehetra ireoβ betsaka ny miantso anβny Jeneraly LYLYSON sy Kolonely Faneva handray andraikitra. Tsy tokony hitavozavoza ny fitondrana aminβny fanapahan-kevitra izany mba tsy hitohizanβny tranga tahaka izao intsonyβ hoy ny mpanara-baovao maneho ny heviny fa arahintsika eto ny mety ho tohiny.