πππππππ ππ πππππππ πππππππππ : πππππ ππππ πππππππππ ππ πππππππ’ππ π πππππππππ πππ ππππππππ πππππ
Β Β Miantso ny Filoham-pirenena handray andraikitra manoloana ny tsy fandriampahalemana misyβ aminβny maha Lehiben’ny foloalindahy azy ny Solombavambahoakanβi Madagasikara voafidy tao Mahajanga – AFAKANDRO Christianβ.
Β Β Tsy misy vidiny intsony ankehitriny ny rΓ ny vahoaka Malagasy. Ataonβireo tsy mataho-tody vono moka sy fanangonan-karena ny fakana an-keriny eto Madagasikara, kanefa hatraminβizao tsy hita mazava izay tena vahaolana sy asa mivaingana vitanβireo manampahefana sy tompon’andraikitra nomena toerana ho Minisitra sy mitazona fibaikoana ny Tafika Malagasy sy Zandarimariam-pirenena ary ny Polisim-pirenena ka tokony handray andraikitraβ hanala izy ireo tsy mahomby ny Filoham-pirenenaβ hoy ity Solombavambahoaka ity raha fintinina.
Β Β Nisesisesy tatoato ny fanafihana mitam-piadiana mahery vaikaβ amoizana ainβolonaβ sahy ireo olon-dratsy mandresy ny fahefam-panjakana misy ka ilana fandrasaina andraikitra sy fepetra Hentitra tsy hitohizanβizany.