πππππππππ : ππππππππππ ππππ πππ ππππβ πππππππππβππ ππ π πππ πππππππππ
Β Β Lamba an-koditra sisa fa levona lasa lavenona avokoa ny fananana sy tahiry rehetra hiatrehana ny fotoam-pahavaratra taminβity tokantrano misy zokiolona tao Andongona Avaratra fokontany Ambalabe Ouest II ity.
Tsy nahateny ankoatran’izay fangatahana vonjy aminβny mpiarabelona ilay Rangahy efa nahazo taona rehefa nanontaniana fa ny ranomasony nipatrapatraka nameno ny tavany noho ny alahelo.
Β Β Hoantsika izay maniry hanampy azy dia afaka miantso ny laharana +261 32 02 719 58.