a
FandraisanaVaovaom-paritraπ€ππ“π’πŽπ‡πˆπ‡π˜ : πŽπ‘π€π-π“πŽπŠπ€ππ€ ππˆπ‹π€π“π’π€πŠπ€ – ππ€πŒππˆπ€πŠπ€π“π‘π€ 𝐒𝐀𝐑𝐀𝐍-𝐃𝐀𝐋𝐀𝐍𝐀 𝐍𝐘 πŒππ€πŒπˆπ‹π˜

π€ππ“π’πŽπ‡πˆπ‡π˜ : πŽπ‘π€π-π“πŽπŠπ€ππ€ ππˆπ‹π€π“π’π€πŠπ€ – ππ€πŒππˆπ€πŠπ€π“π‘π€ 𝐒𝐀𝐑𝐀𝐍-𝐃𝐀𝐋𝐀𝐍𝐀 𝐍𝐘 πŒππ€πŒπˆπ‹π˜

π€ππ“π’πŽπ‡πˆπ‡π˜ : πŽπ‘π€π-π“πŽπŠπ€ππ€ ππˆπ‹π€π“π’π€πŠπ€ – ππ€πŒππˆπ€πŠπ€π“π‘π€ 𝐒𝐀𝐑𝐀𝐍-𝐃𝐀𝐋𝐀𝐍𝐀 𝐍𝐘 πŒππ€πŒπˆπ‹π˜

Β  Β Raikitra ny gidragidra tao amin’ny parkazy Antsohihy androany maraina ny 05 Septambra 2024. Tsy nanaiky handeha ireo mpamily raha tsy manefa saran-dalana 70 000Ar ny mpandeha.

Β  Β 60 000Ar anefa izany (Antsohihy – Antananarivo) teo alohaβ€š fa niakatra tampoka rehefa avy ny orana omaly. 55 000Ar ny saran-dalana avy any (Antananarivo – Antsohihy).

Β  Β Voalaza fa betsaka ny olona mandeha ka tsy maharaka ny fiara dia voatery mampakatra saran-dalana ireo mpamily. Nidina ifotonyβ€š nandamina ny raharaha ny ATT Sofiaβ€š tompon’andraikitra misahana ny fitaterana an-tanety rehefa nandre ny fitaraignam-bahoaka momba ity raharaha ity.

Β  Β Niravona ny disadisa nisyβ€š naverina ny vola 10 000Ar izay efa lasaβ€š mpamily iray nidingindrambo sy namalivaly tsy nanisy fotony ireo tompon’andraikitra nandraisana fepetra.

Β  Β Miverina ho 60 000Ar araka izany ny saran-dalana Antsohihy – TANAβ€š 55 000Ar kosa TANA – Antsohihy.

Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment