ππππππππππ ππππππππππ : πππππππππ ππ ππππππππ ππ ππππ-πππππππππππβππππππππππππ πππππ πππππππ ππ ππππβππ πππππβππ πππππππππππ ππππππππππ
Β Β Kintanβny talenta ara-java-kanto Malagasyβ niray dia tao aminβny tarika KAIAMBA i Simon Randria. Nindaosim-pahafatesana noho ny aretina izay nahazo azy omaly 10 Aogositra 2024 izy.
Β Β Aminβny mpanakanto azy sady mpitondra ao an-tanΓ na Toamasina anβi Nantenaina dia tonga nanontrona sy nankahery ny fianakaviana izy androany 11 Aogositra 2024.
Β Β Mpanakanto zoky ary namela mamy teo aminβny tantaranβny kanto Malagasy i Simon Randria ka rariny mba omem-boninahitra farany sy atao veloma ao aminβny lapanβny kolontsainaβ hoy Nantenaina mpanakanto sady Benβny tanΓ na voafidy tao Toamasinaβ nangataka ny hitondrana ny vata-mangatsikanβitompokolahy ao aminβny lapanβny kolontsaina sy fanantanjahan-tena Mahamasina.
Izahay eto aminβny pejy dia mankahery ny fianakaviana mana-manjo sy fianakaviambenβny mpanakanto Malagasy.