a
FandraisanaVaovaom-paritraπ‰πˆπ‘π€πŒπ€ : πŒπ€ππƒπ‘π€π‡πŽππ€ 𝐍𝐘 π‡π€ππ€π™π˜ πˆπ‘π„πŽ 𝐓𝐀𝐑𝐀 π…π€ππƒπŽπ€π•π€π-π‰πˆπ‘πŽ

π‰πˆπ‘π€πŒπ€ : πŒπ€ππƒπ‘π€π‡πŽππ€ 𝐍𝐘 π‡π€ππ€π™π˜ πˆπ‘π„πŽ 𝐓𝐀𝐑𝐀 π…π€ππƒπŽπ€π•π€π-π‰πˆπ‘πŽ

π‰πˆπ‘π€πŒπ€ : πŒπ€ππƒπ‘π€π‡πŽππ€ 𝐍𝐘 π‡π€ππ€π™π˜ πˆπ‘π„πŽ 𝐓𝐀𝐑𝐀 π…π€ππƒπŽπ€π•π€π-π‰πˆπ‘πŽ

Β  Β Voasazy handoa 5 isanjaton’ny vidin-jiro amin’ny volana manaraka izay mpanjifa tara manefa izany hoy ny fanambarana ara-taratasy navoakan’ny orinasa JIRAMA androany 02 Aogositra 2024.

Β  Β Nambaran’izy ireo fa mety hiafara amin’ny fanesorana kaontera izany raha mitohyβ€š ary aroso mialohan’ny fahafolo ny volana ny daty fitsinjarana ny faktioraβ€š ahafahana manefa izany araka ny fotoana voafetra.

Β  Β Niteraka resa-be ity fanambarana ityβ€š noho ny fahatapahan-jiro sy rano izay mampiteny ny moana eto Madagasikara.

Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment