ππππ & ππππππ πππ ππ : πππππ ππ ππππ ππππ πππππ
Β Β Hatao eto Antsohihy renivohitry ny faritra ny fifaninana βππππ & ππππππ πππ ππβ izay andraisanβireo solontena isaky ny Distrika 07. Noraisina tao aminβny HΓ΄tel Restaurant Chez MAMIE izy ireo androany 30 Jolay 2024. Miisa 34 ny mpifanina ary efa tonga avokoa ny ankamaroany.
Β Β Ny Sabotsy 03 Aogositra 2024 izao no hatao fifaninana βππππΌππ ππππ & ππππππ πππππΌββ izay mivoaka ho mpandresy aminβio no hisolotena ny faritraβ handray anjara aminβny fifaninana Miss et Mister Γle de Madagascar any Antananarivo.
Β Β Nafarina hanafana ny lanonana aminβio fotoana io ny mpanakanto Seysey . Hanasana ny olona rehetra tsy an-kanavaka.