πππππ πππ ππ : ππππππππππππππππππ ππ π πππππππππππ ππ πππππ πππππππ-ππππππππ ππππβππ πππ πππππ
Β Β Nandritra ny 02 andro ny fanamarihana ny JIM (JournΓ©e Internationale de Mangrove) na ny andro iraisam-pirenena hoanβny ala honko tato aminβny faritra Sofia.
Β Β Ny fambolena zana-kazo honko 200 sy voanβny honko 76 000 izay niarahana taminβny vahoaka an-jatony tao AmbavanβAndranolava Fokontany Ambalarano Nord Kaominina Ambodimandresy Distrikanβ Antsohihy no nanombohana ny fankalazana ny 25 Jolay 2024 teo.
Β Β Notohizana taminβny hetsika ara-kolotsaina mampiavaka ny faritra Sofia sy fanentanana aminβny tonkony hiarovana ny ala honko ary vokatra tsara azo avy aminβizany ny hetsika ny 26 Jolay 2024 tao Ambalarano Nord.
Β Β Tazana nanontrona ny lanonana ny solombavambahoakanβi Madagasikara voafidy tao Mandritsara nisolontena ny solombavambahoaka namanyβ Nitondra teny fisaorana hoanβny manampahefana sy ireo mpiaramiombon’antoka ary ny vahoaka rehetra niara-nihentana taminβny fanamarihana ny hetsika manana ny maha izy azy ity ny Talem-paritry ny tontolo iainana sy fandrosoana lovain-jafy Sofia.