πππππππππ : οΈπππππππππ ππ-πππππ ππππππππππ ππππ ππππππππ ππππππ βππππππ π πππβ ππππ’ππ ππππππ’πππππ ππππππππ πππππππππππ
Β Β Mihevi-tena ho tsy misy maharaka ity tovolahy izay nialokaloka anaty βcompte fakeβ dika mitovy ny kaonty Facebook n’olona maromaro manana andraikitra eto amin’ny firenenaβ hoentina misoloky hitadiavam-bola tao Mahajanga ity ka tratranβny patsa iray tsy homby vava.
Β Β Nosamborinβny Zandary ary natolotra fitsarana rehefa vita famotorana ka nahiditra am-ponja vonjimaika.
Β Β Vola an-tapitrisany maro no efa azony taminβireo olona voafitanyβ araka ny fanazavana.