๐ ๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐-๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐ : ๐ ๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐
ย ย Efa natomboka taminโny famorana faobe ny zoma 19 Jolay 2024 teo ny hetsika fanombohana ny ๐ ๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐-๐๐ eto Antsohihy renivohitry ny faritra Sofia.
ย ย Hisy ny diabe mamakivaky tanร na rahampitso 25 Jolay 2024 aminโny 02 ora tolakandroโ ho tohizana aminโny kabary hifandimbiasanโireo manampahefana ato aminโny faritra sy ireo vahiny nasaina ho fanokafana ofisialy ny ยซ๐๐๐ฆ๐ง๐๐ฉ๐๐ ๐๐ข๐ก๐-๐๐ ๐ฎรจ๐บ๐ฒ ๐๐๐๐ง๐๐ข๐กยป ao aminโny โterrain Travauxโ Antsohihy.
ย ย Manomboka aminโny 09 ora alina ny alim-pandihizana fanokafana sady ๐๐๐ก๐๐๐ ๐ ๐๐ฆ๐ฆ ๐๐ข๐ก๐-๐๐
ao aminโny Tranompokonolo Antsohihy. Izay mahazo voalohany no solontena hiala sasatra any aminโny Nosy Maorisy sady mahazo fanomezana maro.
ย ย Hisesisy araka ny fandaharam-potoana aorianโizay ny hetsika miaraka aminโireo mpanakanto maro nasaina hanafana ny lanonana . Matotra ny fanomana ary efa narindra mba tsy hisiany olร naโ mpitandro filaminana mitambatra no hitandro ny filaminana mandritra ny hetsikaโ ampy ny trano fandraisam-bahiny hoanโireo avy lavitraโ hoy ny fanazavana.