ππππ πππ ππ : π πππππππππ πππππππππ ππ π πππππππππ πππ ππ ππππ πππππ πππππππ πππ ππππ πππππππ ππππβππ π πππππππβ ππ πππ πππ πππππ
Β Β Mpampianatra iray no Voasambotraβ mpianatra 18 voarΓ ra sy voasakana tsy afaka manohy fanadinana BEPC tao aminβny Distrikanβi Port BergΓ© omaly 02 Jolay 2024.
Β Β Raha ny angom-baovao dia tratehaky ny mpitandro filaminana teo ampandikana valinβny laza adina izay hanadinana azy aminβny fanadinana BEPC tao an-tranonβity mpampianatra ity ireto mpianatra iretoβ ka noraisim-potsiny izy sy ny mpampianatra nahita laza adina mialoha.
Β Β Miroso aminβny fanadihadiana aminβny fomba nahazahoanβizy ireo laza adina mialoha ny manampahefana hatretoβ nilaza rahateo ny Talem-paritry ny fanabezam-pirenena Sofia fa βfamosavina mpianatra ny fanomezana azy ny laza adina mialoha ary loza mitatao hoanβny firenenaβ ka tsy azo ekena !!β.