ππππππππ : ππππππππ ππππ-ππ πππ πππππππππππ ππ π ππππ ππππππβππππ ππππππππ ππππππππ πππππππππ πππππ
Β Β Raha ny vaovao nivoaka an-gazety mpiseho isanβandro iray dia nindaosim-pahafatesana ity tovovavyβ kilasy famaranana ao aminβny βLycΓ©e Horace FranΓ§oisβ Antalaha ityβ rehefa nisamborinβaretina tampoka teo am-panaovana fifaninana Miss tao Ampanefena Vohemar ka nialana nenina taminβny toeram-pitsaboana andro vitsy mialoha ny fetim-pirenena iny.
Β Β Nambaranβio gazety io araka ny fanadihadiana dia poizina azo avy aminβny akora simika izay tafiditra anaty vatany no nitarika azy aminβny fahafatesana ary efa misokatra ny fanadihadiana momba ny raharaha ankehitrinyβ noho izy mampiahiahy ny fianakaviana.
Β Β Raha ny vaovao voaray avy any an-toerana anefa dia nafarina hiatrika io lanonana tao Ampanefena Vohemar io ilay tovovavy sy ny namanyβ saingy nalefa nody izy rehefa hita fa hafahafa sy narary mba ahafahana mitsabo azyβ kanefa ilay Andriamanitra Andriananahary no tomponβny lahatraβ tsy tΓ na ny ainy na efa nialana nenina aza. Mankahery ny fianakaviana manaman-jo.