a
FandraisanaFampianarana𝐃𝐑𝐄𝐍 π’πŽπ…πˆπ€ : ππˆπ‡π„ππ€ 𝐍𝐘 πˆπ’π€πβ€™ππ˜ πŒππˆπ€ππ€π“π‘π€ π•πŽπ€π’πŽπ‘π€π“π‘π€ 𝐀𝐍𝐀𝐑𝐀𝐍𝐀 𝐇𝐀𝐍𝐀𝐋𝐀 π…π€ππ€πƒπˆππ€ππ€ 𝐁𝐄𝐏𝐂

𝐃𝐑𝐄𝐍 π’πŽπ…πˆπ€ : ππˆπ‡π„ππ€ 𝐍𝐘 πˆπ’π€πβ€™ππ˜ πŒππˆπ€ππ€π“π‘π€ π•πŽπ€π’πŽπ‘π€π“π‘π€ 𝐀𝐍𝐀𝐑𝐀𝐍𝐀 𝐇𝐀𝐍𝐀𝐋𝐀 π…π€ππ€πƒπˆππ€ππ€ 𝐁𝐄𝐏𝐂

Β  Β Miisa 19 880 ireo mpianatra voasoratra anarana ao hanao fanadinana BEPC ny taona 2024 (Option A : 4375 – Option B: 15505)β€š anaty foibem-panadinana 63 manerana ny Distrika 07 mandrafitra ny faritra Sofia. Nihena io antotan’iisa io raha ampitahaina tamin’ny taona 2023 izay tafakatra hatramin’ny 21439.

Β  Β  Zaza 11 taona avy ao Befandrina Avaratra no zandry indrindra ary olon-dehibe 57taona avy ao Mandritsara no zoky indrindra amin’ireo voasoratra anarana hanao fanadinana BEPC ato amin’ny faritra Sofia.

Β  Β Nitondra teny firarian-tsoa hoan’ireo mpianatra hanala fanadinana ny Talem-paritry ny fanabeazam-pirenenaβ€š Atoa Mandimbilaza Noeriko Sylvain.

Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment