a
FandraisanaVaovaom-paritraπŒπ€πŒππˆπŠπŽππ˜ : πŒπˆπŽπ•π€ π„ππƒπ‘πˆπŠπ€ π€πŒπˆπβ€™ππ˜ 𝐅𝐀𝐇𝐀𝐓𝐒𝐀𝐑𝐀𝐍𝐀 𝐍𝐘 𝐓𝐀𝐍À𝐍𝐀

πŒπ€πŒππˆπŠπŽππ˜ : πŒπˆπŽπ•π€ π„ππƒπ‘πˆπŠπ€ π€πŒπˆπβ€™ππ˜ 𝐅𝐀𝐇𝐀𝐓𝐒𝐀𝐑𝐀𝐍𝐀 𝐍𝐘 𝐓𝐀𝐍À𝐍𝐀

πŒπ€πŒππˆπŠπŽππ˜ : πŒπˆπŽπ•π€ π„ππƒπ‘πˆπŠπ€ π€πŒπˆπβ€™ππ˜ 𝐅𝐀𝐇𝐀𝐓𝐒𝐀𝐑𝐀𝐍𝐀 𝐍𝐘 𝐓𝐀𝐍À𝐍𝐀

Β  Β Miova endrika ny tanΓ na hatramin’ny fotoana nahatongavan’Andriamatoa Pierrot Ramasy – Lehiben’ny Distrika vaovao. Fotodrafitr’asa tsy nisy niraharaha sy nikarakara an-taonany maro no vita tsara sy navaozina ankehitriny ka manome endrika tsara hoan’ny tanΓ na Mampikony ny β€œBloc Administratif”.

Β  Β Azo antenaina ny fandrosoan’ny tanΓ na raha mijanona ela ao ity tompon’andraikitra ambony ity.

Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment