πππππππ πππππππ πππππβπ : πππ ππππππ ππ πππππ ππ πππππππππ ππππ ππππ πππ πππππππππ ππππ πππ ππππ
Β Β Nitondra fisaorana hoanβny vahoakβAntsohihy sy ireo STAFF nanampy azy taminβny fifidianana ary Andriamanitra Andriananahary izay nanome hery sy fahasahiana ary tanjaka nandritra ny fifidianana solombavambahoaka ny kandida laharana faha-02 Vanessa Justicia na mpanakanto Vaney’s.
Β Β Nambarany fa ady masina iny natao inyβ koa miarahaba izay lany ary mankahery kosa hoanβireo namako izay tsy lany Β« Cβest la vie Β»β nisy ny ezaka nataoβ noho ny fitiavana matoa nirotsa-kofidinaβ koa mankasitraka atsika rehetra hoy izy nirary soa hoanβny tanΓ na iraha-manana.