πππππππππ : πππππππππππ ππ π ππππ πππππ ππππππβππ ππππππππ ππ ππππβππ ππππππ-ππππβ ππππππ ππππ πππ ππ π πππππππππππ
Β Β Taxi-ville miasa aminβny alina no voalaza ho nanatitra ity lehilahy mihoson-drΓ β efa naratra mafy sy tsy nahatsiaro tena tao aminβny hopitaly be Antsohihy. Tsy fantatra na nisy nidaroka na tra-doza teny an-dalana izyβ ilay mpamily koa nilaza ho tsy nahafantra izay nahazo ity rangahy ity raha ny fanazavana.
Β Β Niezaka namonjy ny ainy ireo mpitsaboβ saingy tsy tΓ na noho ny ratra mafy nahazo azy.
Β Β Nalefa ao aminβny tranom-paty (morgue) ho fiandrasana ny fianakaviana izay tsy mbola nisy tonga hatraminβny fotoana nahazahoam-baovao ny razana.
Β Mirary azy handry am-piadanana.