ππ ππππ πππππππππ – πππππ πππππ-πππππππ : πππππβππ πππππππππ ππ πππππππ
Β Β Iisa 04 noho 02 no nandresenβny Kaominina ambonivohitra Antsohihy anβny LTP (LycΓ©e Technique Professionnel) Antsohihy taminβny lalao famaranana ny βMatch inter-serviceβ ny alahady 23 Jona 2024 teo.
Β Β Lalao natao hanamafisina ny firaisankina ny sampandrahara eto Antsohihy izy ity ka izay resy tsy nakoraina ary izay nandresy tsy nihobiana.