π ππππππ πππ ππ : πππππππππππππππ ππ ππππππππππ ππ πππππππβππ ππ ππππ
Β Β Nandefa fiara manokana nakana ireo AFOMANGA Β« Feu dβartifice Β» anjaranβny Faritra SOFIA tao Iavoloha Antananarivo ny Governoranβny Faritra Sofia androany. Efa niala tany taminβny 12h30 teo izany ary ho aparitaka manerana ny Distrika 07 mandrafitra ny Faritra mba ankalazana ny fetim-pirenena Malagasyβ araka ny fanazavana.
Β Β Hanjelanjelatra araka izany ny habakabakinβny faritra Sofia ny harivanβny 25 Jona 2024 fotoana handefasana ny afomanga.