ππππππ ππππππ πππππππππ ππππ : πππππππππ πππππ π πππππππππ πππ ππππβππ πππππππ ππππππβΌοΈ
Β Raha ny vaovao voaray dia voahantso atao famotorana eny aminβny zandary misahana ny heloka bevava ao Toamasina indray i Mickaelys Kamy Ndiamahazoβ mpanao gazety any an-toeranaβ rahampitso 20 Jona 2024.
Antso fanindroany samy hafaβ nataonβny Zandary azy taminβity volana Jona 2024 ityβ ka ny lehibenβny Prefektiora Toamasina teo aloha no voalaza ho nitoroka azyβ raha ny fanazavana.
Mitodika any aminβny Zandary Toamasina araka izany ny masonβny mpanara-baovao sy mpikirakira tambazotran-tserasera βfacebookβ izay manaraka azy eto Madagasikara sy any ivelany aminβizao fa indrindra ny zanaky ny faritanβi Toamasina. Arahintsika eto ny mety ho tohiny.