a
FandraisanaKolontsaina sy TalentaFÊTE DE LA MUSIQUE – ANTSOHIHY 🌿

FÊTE DE LA MUSIQUE – ANTSOHIHY 🌿

FÊTE DE LA MUSIQUE – ANTSOHIHY 🌿

Niavaka ny hetsika fanamarihana ny β€œ FÊTE DE LA MUSIQUE ” teto Antsohihy renivohitry ny faritra Sofia omaly 21 Jona 2023β€š izay notanterahina tao amin’ny Alliance FranΓ§aise. Nisokatra hoan’ny rehetra ny fanehoana ny talenta ary samy afaka nandray anjara ny rehetra.

Nitondra fanentanana sady anisany nanafana ny lanonana ary nanohana ny hetsika ny Telma Madagascar.

Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment