a
FandraisanaFampianaranaANKATSO – ONIVERSITEN’ANTANANARIVO : OLONA ROA NANAO FIRAISANA ARA-NOFO ANATY EFITRANON-TSEKOLY AZO SARY (VIDÉO)‼️

ANKATSO – ONIVERSITEN’ANTANANARIVO : OLONA ROA NANAO FIRAISANA ARA-NOFO ANATY EFITRANON-TSEKOLY AZO SARY (VIDÉO)‼️

ANKATSO – ONIVERSITEN’ANTANANARIVO : OLONA ROA NANAO FIRAISANA ARA-NOFO ANATY EFITRANON-TSEKOLY AZO SARY (VIDÉO)‼️

Efa matetika no misy tahaka izao aty Ankatso fa tsy mbola azo sary fotsiny‚ misy ary indraindray aza ireo mpampianatra mihitsy no voalaza mifanao ambony ambany amin’ny mpianatra ao anaty efitranon-tsekoly rehefa mirava iny‚ hoy ny resa-be manoloana ny fiparitahany horonan-tsary mirakitra ny firaisana ara-nofo nifanaovan’olona roa tao anaty efitranon-tsekoly Oniversiten’Antananarivo izay niparitaka omaly 20 Jona 2023.

Tsy mbola fantatra na mpianatra samy mpianatra na mpianatra sy mpampianatra na olon-kafa mihitsy ireto nifanao ambony ambany tao an-tsekoly ireto. Nilaza efa nanokatra fanadihadiana momba izany ny tompon’andraikitra araka ny fanazavana.

Toeram-panovozana fahalalana sy fahendrena ary fahaizana ny Oniversite kanefa afa-baraka tanteraka ankehitriny.

Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment