TSY MISY NY MAFY TSY LAITRAN’NY ZOTO‼️⏰
Sary anisany nampihetsi-po sy nanamarika ny andron’ny fanadinana CEPE androany 20 Jona 2023 ireto roa ireto.
Noho ny fahasembanana sy kilema izay ananany eo amin’ny tànana ka tsy afa-manoratra dia niezaka nampiasa tongotra mba hanoratana sy hianarany mba hitoviany amin’olon-drehetra izy mianadahy ireto