ANCIENS SE.VI.RA – BROCHETTE PARTY ‼️
Hofanatsarana ny sekoly sy ny hoavin’ireo mpianatra zandry afara dia manao hetsika “ BROCHETTE PARTY ” ireo maintimolaly ny Sekoly Victoire Rasomanarivo (SE.VI.RA) izay atao eo kianjan’ny 29 Mars Antsohihy. Miara-mihentana amin’ny fikarakarana ny mpikambana ary ao anaty firaisan-tsaina sy firaisankina tanteraka no anatanterahana ny asa rehetra.