a
FandraisanaVaovaom-paritraBEALANANA : NASEHO VAHOAKA SY AMPAHIBEMASO IREO FITAOVANA MARO AVY AMIN’NY FITONDRAM-PANJAKANA‼️

BEALANANA : NASEHO VAHOAKA SY AMPAHIBEMASO IREO FITAOVANA MARO AVY AMIN’NY FITONDRAM-PANJAKANA‼️

BEALANANA : NASEHO VAHOAKA SY AMPAHIBEMASO IREO FITAOVANA MARO AVY AMIN’NY FITONDRAM-PANJAKANA‼️

Teo amin’ny Banjabe Bealanana no nanehoana ampahibemaso‚ hoitam-bahoaka ireo fitaovana maro toy ny Ordinateur‚ Imprimante‚ Onduleur‚ Jiro Cobra miisa 50 ary moto 🏍️ avy amin’ny fitondram-panjakana tarihin’ny filoha Andry Rajoelina‚ tamin’ny alalany minisiteran’ny Ati-tany sy fitsinjaram-pahefana.

Niatrika ny fotoana teny ny lehiben’ny Distrika Bealanana sy ireo Lehiben’ny sampandraharaha miankina sy tsy miankina amin’ny fanjakana. Nitondra teny fisaorana ny fitondram-panjakana ny Ben’ny tanàna Aziz Andriamanantsoa . Hoaparitaka amin’ny fokontany ireo Jiro mba hanazava ny tanàna‚ ho ampiasaina hanafainganana ny fikarakarana ny antotan-taratasy ilaina eo amin’ny kaominina kosa ireo fitaovana azo‚ hoy ny fanazavana nataony Ben’ny tanàna.

Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment