a
FandraisanaVaovaom-paritraMAIRE NASIRY ALI : MANOMBOKA NY FAMETRAHANA JIRO “COBRA” MIISA 100 MANERANA NY FOKONTANY‼️

MAIRE NASIRY ALI : MANOMBOKA NY FAMETRAHANA JIRO “COBRA” MIISA 100 MANERANA NY FOKONTANY‼️

MAIRE NASIRY ALI : MANOMBOKA NY FAMETRAHANA JIRO “COBRA” MIISA 100 MANERANA NY FOKONTANY‼️

Natomboka avy ao Ambendrana‚ fokontany Ankiririky Sud izay misy toerana mazina ny fametrahana ilay Jiro mazava “COBRA” miisa 100 izay ho aparitaka manerana ny fokontany sy sektera ato amin’ny kaominina ambonivohitry Antsohihy.

Ireo toerana maizina tanteraka any amin’ny fokontany no atao laharam-pahamehana ary tsy misy ho adino ho fanazavana ny tanàna mialoha ny fetim-pirenena Malagasy. Isaorana ny fitondram-panjakana izay nanolotra izany‚ hoy ny Ben’ny tanàna NASIRY Ali‚ androany 13 Jona 2023.

Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment