a
FandraisanaVaovaom-paritraANDOHANILAKAKA : MPANDRAHARAHA IRAY MATY VOATIFITRA SY VOAFIRAN’NY JIOLAHY‼️

ANDOHANILAKAKA : MPANDRAHARAHA IRAY MATY VOATIFITRA SY VOAFIRAN’NY JIOLAHY‼️

ANDOHANILAKAKA : MPANDRAHARAHA IRAY MATY VOATIFITRA SY VOAFIRAN’NY JIOLAHY‼️

Notifirin-jiolahy ity mpandraharaha iray mpanao vato mipetraka ao Ambalafary kaominina Andohanilakaka ity omaly 07 Jona 2023 tokony ho tamin’ny 06 Ora ariva teo ka maty tsy tra-drano. Tsy vitan’izay izay ihany fa mbola notsatohan’ireo tsy mataho-tody antsy ary nofirain’izy ireo ny vatany‚ araka ny fampitam-baovao voaray.

Lasan’ireo Jiolahy ny vola sy vato teny aminy ary ny basy fiarovan-tenany. Efa mandray ny andraikiny amin’ny fanadihadiana ny mpitandro filaminana sy ny vahoaka any an-toerana araka ny fampitam-baovao hatrany.

Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment