a
FandraisanaVaovaom-paritraMAROMANDIA – DIST ANALALAVA : ZAZAVAVY 08TAONA NAOLAN’I CLAUDE‚ LEHILAHY 35TAONA▪️NANDRAY NY ANDRAIKINY IREO ZANDARY‼️

MAROMANDIA – DIST ANALALAVA : ZAZAVAVY 08TAONA NAOLAN’I CLAUDE‚ LEHILAHY 35TAONA▪️NANDRAY NY ANDRAIKINY IREO ZANDARY‼️

MAROMANDIA – DIST ANALALAVA : ZAZAVAVY 08TAONA NAOLAN’I CLAUDE‚ LEHILAHY 35TAONA▪️NANDRAY NY ANDRAIKINY IREO ZANDARY‼️

Fofona maimbo nivoaka tamin’ny fivavian-drazazavavy‚ izay maharary azy no nanaitra ilay nenitoany mitaiza azy ka nitondra azy namonjy toeram-pitsaboana ary tamin’izany no nahafantarana fa voaolana ilay zazavavy kely vao 08taona monja monina sy mipetraka ao Maromandia – Distrika Analalava.

Raha ny fanazavana nataon-drazazavavy kely dia efa matetika i Claude‚ lehilahy 35taona rehefa mamo dia manolana azy‚ saingy tsy sahy miteny izy noho ny fandrahonana mahazo azy.

Nosamborin’ny zandary i Claude rehefa nahazo fitarainana avy tamin’ny fianakaviana izy ireo‚ atolotra ny fitsarana aoriany fanadihadiana sy famotorana atao azy.

Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment