SEG : AZA ATAO “magasin de stockage” NY VATANAO‼️
Nitarika ireo mpitandro filaminana‚ nanao fanatanjahantena tao Antsiranana androany 06 Jona 2023 ny Jeneraly Serge Gellé – Sekreteram-panjakana miadidy ny Zandarimariam-pirenena.
Aza atao “magasin de stockage” ny vatanao‚ hoy izy nanentana ny rehetra fa indrindra ny zandary mba hanao fanatanjahantena.