a
FandraisanaSosialyFETIN’NY RENY ANTSOHIHY : NAHATSIARO MANOKANA AN’I DADIN’NY MAKAMBA NY BEN’NY TANÀNA NASIRY ALI‼️

FETIN’NY RENY ANTSOHIHY : NAHATSIARO MANOKANA AN’I DADIN’NY MAKAMBA NY BEN’NY TANÀNA NASIRY ALI‼️

FETIN’NY RENY ANTSOHIHY : NAHATSIARO MANOKANA AN’I DADIN’NY MAKAMBA NY BEN’NY TANÀNA NASIRY ALI‼️

Renim-pianakaviana sahirana tombanana ho 90 taona mihoatra‚ mipetraka ao Analamanga fokontany Ankiririky Nord II – kaominina ambonivohitry Antsohihy i Dadin’ny Makamba. Nanan-janaka 05 izy fa efa nodimandry avokoa ka ireo zafiny sisa no mikarakara azy‚ araka ny fanazavana.

Tonga nitsidika azy tany an-tranony ary nitondra fanampiana toy ny Jiro mandeha amin’ny masoandro sy koveta miaraka amin’ny kojakoja maro ary solovana “complet” ny Ben’ny tanàna NASIRY Ali androany 04 Jona 2023 sady niarahaba azy tratrin’ny fetin’ny Reny.

Tsy manana zavatra atolotra anareo aho‚ fa ravoravo ny foko‚ faly aho tamin’ny fanomezana nomenareo koa enganie samy ho antitra kohokoho atsika jiaby‚ hoy ity Renim-pianakaviana ity nitsodrano sady nankasitra ny Ben’ny tanàna.

Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment