a
FandraisanaFahasalamana31 MEY – ANDRO MANERANTANY AMIN’NY TSY FIHINANANA PARAKY NA FIFOHANA SIGARAβ€ΌοΈπŸš¨

31 MEY – ANDRO MANERANTANY AMIN’NY TSY FIHINANANA PARAKY NA FIFOHANA SIGARAβ€ΌοΈπŸš¨

31 MEY – ANDRO MANERANTANY AMIN’NY TSY FIHINANANA PARAKY NA FIFOHANA SIGARAβ€ΌοΈπŸš¨

FANTARO IREO TOMBONTSOA AZO AZO AVY AMIN’NY FIHINANANA PARAKY NA FIFOHANA SIGARA :
1- Tsy mety antitra ny mpifoka sigara
2- Tsy mety lanin’ny alika ny mpifoka sigara
3-Tsy mety tratran’ny vaky trano ny mpifoka sigara.
ANTONY :
1- Tsy mety antitra izy satria maty tanora nohon’ny aretina maro mety azo amin’ny fifohana sigara !
2- Tsy mety lanin’ny alika izy satria mora malemy ny hozatra ao aminy hany ka mitondra tehana izy rehefa mandeha ka izay alika mahita azy dia mitsoaka fa matahotra ilay tehana !
3- Tsy mahasahy miditra ao an-tranony ny mpangalatra satria izy mikohaka foana mandritra ny alina, eny fa na dia efa tena any amin’ny lanitra fahafito aza dia mbola mikohaka foana. Manelingelina ireo mpangalatra izany satria tsy fantany mazava hoe amin’ny fotoana inona no tena matory ilay mpifoka sigara…!!
Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment