Kolontsaina sy Talenta 0 -47 Jereo 14 mars 2023 by: aboaho-ankiaka 08 MARTSA 2023 – MAROVANTAZA ‚ ANALALAVA Fety be ary lanonana mitalakotrokotro ny fanamarihana ny 08 Martsa izany any Ambanivohitra ‚ lalao ao anaty firaisankina ary fanehoana talenta ara-pomba Malagasy no nandravahan’ny vehivavy ao Marovantaza ny fankalazana ny 08 Martsa 2023. Zarao : Omeo naoty ny lahatsoratra