a
FandraisanaFahasalamana05 LAHY MPIDOROKA RONGONY SY MPITSINDRONA « HÉROÏNE »

05 LAHY MPIDOROKA RONGONY SY MPITSINDRONA « HÉROÏNE »

05 LAHY MPIDOROKA RONGONY SY MPITSINDRONA « HÉROÏNE »

Tamin’ny 11 Jolay 2022 teo no voalaza ho nanomboka ny hetsika tanamaron’ny fandriampahalemana tao amin’ny Distrikan’i Nosy Be ‚ manoloana ny fiparitahany zava-mahadomelona ( Rongony ‚ héroïne ‚ … ) Izay miteraka ny tsy fandriampahalemana araka ny efa notateran-tsika azy teto amin’ny pejy ny farany herinandro teo.

Ankehitriny ‚ tanora 05 lahy miaraka amin’ny zava-mahadomelona ‚ Rongony ‚ héroïne ary ireo fitaovana fampiasa amin’ny tsindrona no sarony zandary tao amin’ny boriborintany Djamanjary . Mitohy ny ezaka ataony mpitandro filaminana ary manao antso amin’izay manam-baovao izy ireo mba hitondra izany any afahana mamongotra ny zava-doza izay efa mananontanona amin’ny hoaviny tanora Malagasy.

Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

e.fandrai@gmail.com

-

-/-