a
FandraisanaToekarena🇲🇬 FILOHA ANDRY RAJOELINA SY NY OLÀNA MISY EO AMIN’NY SEHAM-PIHARIANA LAVANILA ▪️ TAPA-KEVITRA FA HIDINA ANY AMIN’NY FARITRA SAVA NY TENANY‼️

🇲🇬 FILOHA ANDRY RAJOELINA SY NY OLÀNA MISY EO AMIN’NY SEHAM-PIHARIANA LAVANILA ▪️ TAPA-KEVITRA FA HIDINA ANY AMIN’NY FARITRA SAVA NY TENANY‼️

🇲🇬 FILOHA ANDRY RAJOELINA SY NY OLÀNA MISY EO AMIN’NY SEHAM-PIHARIANA LAVANILA ▪️ TAPA-KEVITRA FA HIDINA ANY AMIN’NY FARITRA SAVA NY TENANY‼️

Mamelona faritra 10 amin’ireo 23 misy eto Madagasikara ny seha-pihariana lavanila.
Isika eto Madagasikara ihany koa no mamokatra lavanila betsaka indrindra maneran-tany . Misedra olana anefa ity sehatra ity amin’izao fotoana izao ary ahiana ny hisian’ny fizarazarana . Tsy hitazam-potsiny manoloana ny zava-misy ny tenako fa hihazo avy hatrany ny faritra SAVA izao maraina izao mba hihaona sy hihaino ny feon’ireo mpiantsehatra rehetra ary hikaroka vahaolana hiraisana . Matoky aho fa saropiaro amin’ny lavanila Malagasy toa ahy ianareo mpiantsehatra rehetra. Samy maniry ny hiarenan’ny lavanila Malagasy ary vonona hifanakalo hevitra ho an’ny tombontsoan’ity seha-pihariana ity ‚ hoy ny Filoham-pirenena Andry Rajoelina.
Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment