ππππππ ππππ ππππππππππ ππππ πππππ : ππππππ πππ ππ ππππππππππβππ π ππππππ πππ ππ
Β Β Nolazainβingahy Jean Ricky fa efa tsy ao am-ponja intsony i Jarisone lehiben’ny dahaloβ mba hanakorontanana saim-bahoaka aminβizao tsy fandriampahalemana misy izao.
Β Β Namaly azyβ sy nitondra fanazavana momba izany ny Governoranβny faritra Sofiaβ izay nanamafy fa mbola any am-ponja ity olona nolazaina fa efa nivoaka ity.
Β Β Matetika manimba fiarahamonina ary miteraka fikorontanan-tsainβny mpiarabelona ny fiparitahany vaovao diso ka izany no ilana fanadihadiana sy anarahana ireo dingana maro alohany hamoaka vaovao mba hisiany filaminana.