πππππππππ – ππππ πππππ : πππππ πππ πππππβππ π ππππ πππππ πππππππππ πππβπππππ – ππππππππ ππππππππππβ ππππππ ππππππππ ππππ-ππππ ππππ πππ ππππ πππ
Β Β Raha ny zava-nisy dia tokantrano iray izay mandraharahaβ misehatra aminβny fivarotana enta-madinika ao aminβny tanΓ na Tsiningia no nisy nanafika ny alin’ny 17 Jona hifoha 18 Jona 2024 teo. Entana sy fananana maro no lasa ary novonoinβireo tsy mataho-tody ilay renim-pianakaviana taminβio tokantrano io.
Β Β Olona 04 voalaza ho nanao fanafihana namoizana ainβolona io. Nisy taminβireo fianakaviana niharany fanafihana sady nanatri-maso ny tranga no nahita ny 02 taminβireo nanao fanafihana mihaodihaody an-tanΓ na taminβity herinandro ity ka raikitra ny VALIFATY.
Β Β Nosamborinβny fokonolona izy roalahy voatondro ho nanao fanafihanaβ namono renim-pianakaviana mpandraharaha io ka nodarohina sy novonoina ihany koa ary nodorana ny alakamisy 04 Jolay 2024 teo.
Β Β Olona avy aminβny foko iray any atsimonβi Madagasikara iny ireto voalaza ho nanao fanafihana sy namonβolona ary niharany valifaty ireto. Tezitra noho izany ireo fianakavianyβ sy mpiavy namany avy any ka mikasa hanao valifaty aminβny mponina eo an-tanΓ na sady nanafatra olona an-jatony hanao ny VALIFATY ihany koa.
Β Β Trano 01 no efa may ao TSININGIA izaoβ efa miantrana any an-toerana ny mpitandro filaminana mitambatra izay ahitana POLISY – MIARAMILA – ZANDARYβ efa an-dalana koa ireo fanampiny hanamafy ny fitandroana ny filaminana. Mandray ny andraikiny ny manampahefana ifotony mba tsy hitaranβny raharaha aminβny zavatra hafa.