πππππππ ππ π πππππππππβπ ππππ πππππ : πππ ππππππ ππππππ« ππ πππππ-πππππ ππππππ
Β Β Tsy jerena intsony ny fahadiovany na fahalotoanβny rano izay azo eny am-bavarano fa zara aza misy ho ampiasaina sy sotroina. Vao mangirandratsy dia efa feno olona milahatra rano eny am-bavarano eny hatraminβny 08 Ora alina izanyβ hoy ny fanazavana.
Β Β Tafakatra 1 000Ar ny vidin-drano 01bidon na zerikanina mavo ao an-toerana. Hita mitatitra sy maka rano eny avokoa ny saranganβolona rehetraβ mivezivezy ny fiara isan-karazany hatraminβny taxi-motoβ bisikleta sns.
Β Β Raha mahalany 10bidon isanβandro ny tokantrano iray dia 10 000Ar efa atao vonona isan’androβ izay mitontaly 300.000Ar isam-bolana. Miakatra araka izany ny fandaniana isam-bolana. Sahirana ny vahoakaβ miandrandra vahaolana maharitra.