ππππππ ππππ πππππππ πππ ππππππππππππ : πππππππβππ π πππππππππ ππ π πππππππ-πππππππππ ππβπ πππππππππ ππ ππππ πππππ πππππ ππππππ
Β Β Raha tsiahivina Dia nahiditra am-ponja vonjimaika ireo roalahy voarohirohy aminβny fandorana sekoly tao Antanagnambo kaominina Maroalaβ mpandoro sy ilay Talen-tsekoly nikarama 350 000Ar azy.
Β Β Ho fitsinjovana ny mpianatra ao an-toerana sy fankasitrahana ny ezaka vitanβi Pascaline kandida NΒ°02 aminβny fifidianana Benβny tanΓ na dia naneho firaisankina ny fokonolona taminβny fanarenana ny sekoly izay Simba sady ho fitsinjovana ny mpianatra aminβizao fotoam-pahavaratra ho avy izao.
Β Β Natao satrana ny tafo ho fitsinjovana ireo mpianatra aminβny hafanana sy mba hampifantoka azy aminβny fianarany.
Β Β Faly ahoβ na tao anatinβny sarotra azaβ teo ihany ny vahoaka manampy sy miaraka amiko. Hery lehibe ho ahy izanyβ iatrehako dingana goavana ho avy ioβ ary hanao ezaka rehetra ho fanatsarana ny fiainam-bahoaka an-tanΓ na noho izay efa mifandray toy ny mpianadahy sy mpirahavavy ao aminβny kaominina Maroalaβ hoy Pascaline kandida Ben’ny TanΓ na – NΒ°02.