πππππππ ππππ πππππβππ πππππππ ππππππππππππ
Β Β Gony miisa 02 feno zava-mahadomelina rongonyβ izay milanja 22kg no saronβny Zandarimariam-pirenena avy ao Maroantsetra ny sabotsy 20 Jolay 2024 teo.
Β Β Avy ao aminβny kaominina Belalona Distrikanβi Befandrina Avaratra izy ireto fa kasaina hoamparitaka ao Maroantsetraβ loharanom-baovao avy aminβolona tsara sitra-po no nahatratrarana azy ireo tao Ambodiadabo.
Β Β Mitohy ny fanadihadiana mba ahafantarana ireo mpividy na mpandray ireto zava-mahadomelina ireto ao aminβny tanΓ na Maroantsetra araka ny fanazavana nataonβny Zandary Lehiben’ny tobim-paritra any an-toerana.