πππ : ππππππππ ππππ πππππππ πππ-ππππ
Β Β Ny maraina ny Zoma 06 Septambra 2024β tokony ho taminβny 06 ora sy sasany maraina teo no nitranga ity lozam-pifamoivoizana teo aminβny PK 451.5 / RN 4 tetezana Andranofasika ity.
Β Β Fianakaviana avy niala sasatra tany Mahajanga maro no naratra mafy vokatry ny loza. Tsy nisy aina nafoy hatreto araka ny fampitam-baovao voaray avy any an-toerana. Mirary fahasalamana hoan’ireo tra-doza.