ππππ : πππ πππππππππ ππ ππ π πππππππππ ππ πππππ π ππππππππβππ π πππππ πππππ πππππππππ
Β Β Tafiditra anaty Politika ankapobenβny fitondram-panjakana ankehitriny ny fanarenana manontolo ny lalam-pirenena faha-32 izay mampifandray ny Distrika Antsohihy – Befandrina Avaratra – Mandritsaraβ mirefy 200 km eo.
Β Β Ireo solombavambahoaka voafidy tao aminβny faritra Sofia mitambatraβ tarihinβny VPAN Soafilira Princia no anisany nitaky fampidirana izany ho laharam-pahamehanaβ hamahana ny olΓ nβny vahoaka ifotony nandritra ny fivoriana tsy ara-potoana eny aminβny Antenimierampirenena Tsimbazaza.
Β Β Miandrandra ny fahavitanβizany asa goavana izany ny vahoaka ary manantena fampandrosoana maharitra aminβizao fitondranβny filoha Andry RAJOELINA izao.