ππππ π ππππππ πππππ πππ πππππππππππππ
Β Β Eto aminβity toerana ity no maka rano sotroina sy hanasana lamba ary ampiasaina ao an-tanΓ na ny mponina ao aminβny tanΓ na antsoina hoe Mazavasoaβ fokontany Lintaβ kaominina Antsatramidola Distrikanβi Mandritsara.
Β Β Tianay raha mba atao βbΓ©ton – cimentβ manodidina azy ity aminβizay tsy very ny ranoβ ary afaka tehirizina ihany koaβ efa nasinay hazo vaventy ihany eo fa tsy mahatazo azy koa iangaviana izay afaka manampy aminβizany mba hitondra tolo-tΓ nanaβ hoy izy ireo nitafa taminβny Tanora iray sendra nandalo taminβity toerana ity.